Traduction des sens du Noble Coran - La traduction malgache - Centre de traduction Rawwâd.

external-link copy
6 : 11

۞ وَمَا مِن دَآبَّةٖ فِي ٱلۡأَرۡضِ إِلَّا عَلَى ٱللَّهِ رِزۡقُهَا وَيَعۡلَمُ مُسۡتَقَرَّهَا وَمُسۡتَوۡدَعَهَاۚ كُلّٞ فِي كِتَٰبٖ مُّبِينٖ

Ary tsy misy zava-manan'aina eto an-tany afa-tsy avy amin’i Allah ny anjaram-pivelomany izay fantany ny toerana iainany sy ny toerana ahafatesany. Izany dia voarakitra ao anaty boky mazava tsara. info
التفاسير: