Traduction des sens du Noble Coran - La traduction malgache - Centre de traduction Rawwâd.

external-link copy
103 : 10

ثُمَّ نُنَجِّي رُسُلَنَا وَٱلَّذِينَ ءَامَنُواْۚ كَذَٰلِكَ حَقًّا عَلَيۡنَا نُنجِ ٱلۡمُؤۡمِنِينَ

Avy eo dia avotanay ireo irakay sy ireo izay nino, tahak’izany. Eny, adidinay tokoa ny manavotra ireo mpino. info
التفاسير: