Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

An-nisaa

external-link copy
1 : 4

يَٰٓأَيُّهَا ٱلنَّاسُ ٱتَّقُواْ رَبَّكُمُ ٱلَّذِي خَلَقَكُم مِّن نَّفۡسٖ وَٰحِدَةٖ وَخَلَقَ مِنۡهَا زَوۡجَهَا وَبَثَّ مِنۡهُمَا رِجَالٗا كَثِيرٗا وَنِسَآءٗۚ وَٱتَّقُواْ ٱللَّهَ ٱلَّذِي تَسَآءَلُونَ بِهِۦ وَٱلۡأَرۡحَامَۚ إِنَّ ٱللَّهَ كَانَ عَلَيۡكُمۡ رَقِيبٗا

Ô ry Olombelona ! Matahora an’ny Tomponareo, izay nahary Anareo avy tamin’ny vatana iray, sy nahary avy aminy ny vadiny [60], ary nampiely avy tamin’izy roa, lehilahy maro sy vehivavy. Ary matahora an’i Allah izay amin’ny anarany no hifangatahanareo; ary matahora amin’ny fanapahana ny rohim-pihavanana Ianareo. Tena marina fa i Allah dia manara-maso Anareo tokoa. info
التفاسير: