Traducción de los significados del Sagrado Corán - Traducción al malgache - Centro de Rowad At-Taryama

external-link copy
69 : 9

كَٱلَّذِينَ مِن قَبۡلِكُمۡ كَانُوٓاْ أَشَدَّ مِنكُمۡ قُوَّةٗ وَأَكۡثَرَ أَمۡوَٰلٗا وَأَوۡلَٰدٗا فَٱسۡتَمۡتَعُواْ بِخَلَٰقِهِمۡ فَٱسۡتَمۡتَعۡتُم بِخَلَٰقِكُمۡ كَمَا ٱسۡتَمۡتَعَ ٱلَّذِينَ مِن قَبۡلِكُم بِخَلَٰقِهِمۡ وَخُضۡتُمۡ كَٱلَّذِي خَاضُوٓاْۚ أُوْلَٰٓئِكَ حَبِطَتۡ أَعۡمَٰلُهُمۡ فِي ٱلدُّنۡيَا وَٱلۡأٓخِرَةِۖ وَأُوْلَٰٓئِكَ هُمُ ٱلۡخَٰسِرُونَ

Tahak’izany koa ireo teo alohanareo : Tena nanana fahatanjahana noho Ianareo, ary nanana harena sy zanaka mihoatra Anareo izy ireo. Nifaly tamin’ny anjarany izy ireo (teto an-tany), ary nifaly tamin’ny anjaranareo koa Ianareo, tahaky ny nifalian’ireo teo alohanareo tamin’ny anjaran’izy ireo. Ary niady hevitra Ianareo tahaka izy ireo niady hevitra. Izy ireny dia foana tanteraka ny asany teto an-tany sy ny any an-koatra. Ary izy ireny no tena maty antoka. info
التفاسير: