Traducción de los significados del Sagrado Corán - Traducción al malgache - Centro de Rowad At-Taryama

external-link copy
17 : 9

مَا كَانَ لِلۡمُشۡرِكِينَ أَن يَعۡمُرُواْ مَسَٰجِدَ ٱللَّهِ شَٰهِدِينَ عَلَىٰٓ أَنفُسِهِم بِٱلۡكُفۡرِۚ أُوْلَٰٓئِكَ حَبِطَتۡ أَعۡمَٰلُهُمۡ وَفِي ٱلنَّارِ هُمۡ خَٰلِدُونَ

Tsy anjaran’ireo mpanompo sampy no mameno sy mikarakara ireo masjidin’i Allah, noho izy ireo nitsangana ho vavolombelona amin’ny tsy finoana ny tenany. Ho foana ny asan’izy ireny ary ny afobe no hitoerany mandrakizay. info
التفاسير: