Traducción de los significados del Sagrado Corán - Traducción al malgache - Centro de Rowad At-Taryama

external-link copy
149 : 7

وَلَمَّا سُقِطَ فِيٓ أَيۡدِيهِمۡ وَرَأَوۡاْ أَنَّهُمۡ قَدۡ ضَلُّواْ قَالُواْ لَئِن لَّمۡ يَرۡحَمۡنَا رَبُّنَا وَيَغۡفِرۡ لَنَا لَنَكُونَنَّ مِنَ ٱلۡخَٰسِرِينَ

Ary rehefa nahatsapa fanenenana izy ireo, sy nahita fa tena very lalana tokoa, dia niteny izy ireo nanao hoe : “Raha toa ka tsy mamindra fo aminay sy tsy mamela ny helokay ny Tomponay dia tena anisan’ireo maty antoka izahay”. info
التفاسير: