Traducción de los significados del Sagrado Corán - Traducción al malgache - Centro de Rowad At-Taryama

external-link copy
57 : 5

يَٰٓأَيُّهَا ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ لَا تَتَّخِذُواْ ٱلَّذِينَ ٱتَّخَذُواْ دِينَكُمۡ هُزُوٗا وَلَعِبٗا مِّنَ ٱلَّذِينَ أُوتُواْ ٱلۡكِتَٰبَ مِن قَبۡلِكُمۡ وَٱلۡكُفَّارَ أَوۡلِيَآءَۚ وَٱتَّقُواْ ٱللَّهَ إِن كُنتُم مُّؤۡمِنِينَ

O Ianareo mpino! Aza mandray ireo izay mandray ny finoanareo amin’ny kivazivazy sy kilalao amin’ireo izay nomena ny boky talohanareo sy ireo tsy mpino ho mpiahy ianareo. Ary matahora an’I Allah raha tena mpino marina ianareo. info
التفاسير: