Traducción de los significados del Sagrado Corán - Traducción al malgache - Centro de Rowad At-Taryama

external-link copy
74 : 4

۞ فَلۡيُقَٰتِلۡ فِي سَبِيلِ ٱللَّهِ ٱلَّذِينَ يَشۡرُونَ ٱلۡحَيَوٰةَ ٱلدُّنۡيَا بِٱلۡأٓخِرَةِۚ وَمَن يُقَٰتِلۡ فِي سَبِيلِ ٱللَّهِ فَيُقۡتَلۡ أَوۡ يَغۡلِبۡ فَسَوۡفَ نُؤۡتِيهِ أَجۡرًا عَظِيمٗا

Ka aoka hiady amin’ny lalan’I Allah ireo izay mivarotra ny fiainana eto an-tany amin’ny fiainana any ankoatra. Ary izay miady amin’ny lalan’I Allah, ka maty novonoina na nandresy amin'izany, dia omenay valisoa lehibe izy. info
التفاسير: