Traducción de los significados del Sagrado Corán - Traducción al malgache - Centro de Rowad At-Taryama

external-link copy
41 : 25

وَإِذَا رَأَوۡكَ إِن يَتَّخِذُونَكَ إِلَّا هُزُوًا أَهَٰذَا ٱلَّذِي بَعَثَ ٱللَّهُ رَسُولًا

Ary raha mahita anao izy ireo, dia tsy mandray anao afa-tsy amin’ny vazivazy : “Moa ve io ilay nalefan’I Allah ho Iraka?" info
التفاسير: