Traducción de los significados del Sagrado Corán - Traducción al malgache - Centro de Rowad At-Taryama

external-link copy
59 : 22

لَيُدۡخِلَنَّهُم مُّدۡخَلٗا يَرۡضَوۡنَهُۥۚ وَإِنَّ ٱللَّهَ لَعَلِيمٌ حَلِيمٞ

Tsy maintsy hampidiriny (ao am-paradisa) amin’ny fomba tena mahafa-po azy izy ireo. Ary marina fa Allah no Mahalala ny zava-drehetra sy Tsara fanahy. info
التفاسير: