Traducción de los significados del Sagrado Corán - Traducción al malgache - Centro de Rowad At-Taryama

external-link copy
62 : 2

إِنَّ ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ وَٱلَّذِينَ هَادُواْ وَٱلنَّصَٰرَىٰ وَٱلصَّٰبِـِٔينَ مَنۡ ءَامَنَ بِٱللَّهِ وَٱلۡيَوۡمِ ٱلۡأٓخِرِ وَعَمِلَ صَٰلِحٗا فَلَهُمۡ أَجۡرُهُمۡ عِندَ رَبِّهِمۡ وَلَا خَوۡفٌ عَلَيۡهِمۡ وَلَا هُمۡ يَحۡزَنُونَ

Tena marina fa ireo izay nino, ary ireo (vahoaka tany aloha) izay nanaraka ny jodaisma sy ny kristianina ary ny sabeana, izay nino an'i Allah sy ny Andro farany ary nanao asa soa, dia hahazo ny valisoany eo anatrehan'ny Tompony avokoa izy ireo, ary tsy hanana tahotra no tsy halahelo. info
التفاسير: