Traducción de los significados del Sagrado Corán - Traducción al malgache - Centro de Rowad At-Taryama

external-link copy
30 : 2

وَإِذۡ قَالَ رَبُّكَ لِلۡمَلَٰٓئِكَةِ إِنِّي جَاعِلٞ فِي ٱلۡأَرۡضِ خَلِيفَةٗۖ قَالُوٓاْ أَتَجۡعَلُ فِيهَا مَن يُفۡسِدُ فِيهَا وَيَسۡفِكُ ٱلدِّمَآءَ وَنَحۡنُ نُسَبِّحُ بِحَمۡدِكَ وَنُقَدِّسُ لَكَۖ قَالَ إِنِّيٓ أَعۡلَمُ مَا لَا تَعۡلَمُونَ

Raha nanao fanambarana tamin’ireo Anjely ny Tomponao, dia hoy Izy hoe : “Hametraka olona mpandimby raharaha (khalifa) eny ambonin’ny tany tokoa Aho”, dia namaly Azy ireo Anjely hoe : “Sitrakao ve ny hampisy olona hanao fanimbana sy hampandriaka ny rà eny ambonin’ny tany, kanefa dia eto izahay mihoby sy midera ary manamasina Anao?”, hoy Izy namaly azy ireo hoe : “Lazaiko marina aminareo fa Izaho (Allah) dia mahay izay tsy fantatrareo”. info
التفاسير: