Traducción de los significados del Sagrado Corán - Traducción al malgache - Centro de Rowad At-Taryama

external-link copy
262 : 2

ٱلَّذِينَ يُنفِقُونَ أَمۡوَٰلَهُمۡ فِي سَبِيلِ ٱللَّهِ ثُمَّ لَا يُتۡبِعُونَ مَآ أَنفَقُواْ مَنّٗا وَلَآ أَذٗى لَّهُمۡ أَجۡرُهُمۡ عِندَ رَبِّهِمۡ وَلَا خَوۡفٌ عَلَيۡهِمۡ وَلَا هُمۡ يَحۡزَنُونَ

Ireo izay mandany ny hareny amin’ny làlan’i Allah, ka tsy mampanaraka fampahatsiahivana na fanafintohinana amin'izay nolaniany, dia ho azy ireo ny valin-kasasarany eo anatrehan’ny Tompony, ary tsy hisy hampatahotra azy ireo, ary tsy halahelo izy ireo. info
التفاسير: