Traducción de los significados del Sagrado Corán - Traducción al malgache - Centro de Rowad At-Taryama

external-link copy
256 : 2

لَآ إِكۡرَاهَ فِي ٱلدِّينِۖ قَد تَّبَيَّنَ ٱلرُّشۡدُ مِنَ ٱلۡغَيِّۚ فَمَن يَكۡفُرۡ بِٱلطَّٰغُوتِ وَيُؤۡمِنۢ بِٱللَّهِ فَقَدِ ٱسۡتَمۡسَكَ بِٱلۡعُرۡوَةِ ٱلۡوُثۡقَىٰ لَا ٱنفِصَامَ لَهَاۗ وَٱللَّهُ سَمِيعٌ عَلِيمٌ

Tsy misy faneriterena amin’ny finoana. Efa mazava ny làlan’ny fahitsiana amin’ny fahaverezana. Ka n'iza n'iza tsy mankato ireo sampy [35], ka mino an’i Allah dia efa nitazona ny tady mafy izy izay tsy hisy triatra Aminy. Ary Allah dia tena Maheno indrindra sy Mahalala ny zava-drehetra. info
التفاسير: