Traducción de los significados del Sagrado Corán - Traducción al malgache - Centro de Rowad At-Taryama

external-link copy
188 : 2

وَلَا تَأۡكُلُوٓاْ أَمۡوَٰلَكُم بَيۡنَكُم بِٱلۡبَٰطِلِ وَتُدۡلُواْ بِهَآ إِلَى ٱلۡحُكَّامِ لِتَأۡكُلُواْ فَرِيقٗا مِّنۡ أَمۡوَٰلِ ٱلنَّاسِ بِٱلۡإِثۡمِ وَأَنتُمۡ تَعۡلَمُونَ

Ary aza mihinana ny harenanareo samy anareo amin’ny tsy marina ianareo, ary aza entinareo amin’ireo mpitsara izany mba hihinananareo ny sasany amin'ireo harenan’olona amin’ny tsy rariny. kanefa ianareo dia mahafantatra tsara (izany). info
التفاسير: