Traducción de los significados del Sagrado Corán - Traducción al malgache - Centro de Rowad At-Taryama

external-link copy
170 : 2

وَإِذَا قِيلَ لَهُمُ ٱتَّبِعُواْ مَآ أَنزَلَ ٱللَّهُ قَالُواْ بَلۡ نَتَّبِعُ مَآ أَلۡفَيۡنَا عَلَيۡهِ ءَابَآءَنَآۚ أَوَلَوۡ كَانَ ءَابَآؤُهُمۡ لَا يَعۡقِلُونَ شَيۡـٔٗا وَلَا يَهۡتَدُونَ

Ary raha lazaina amin’izy ireo : “Araho izay nampidinin’Allah”, dia namaly izy ireo : “Tsia, izahay anie manaraka izay fomba nataon’ireo raibenay”, na dia tsy ampy fisainana aza sady tsy nizotra tamin’ny làla-marina ireo raiben’izy ireo? info
التفاسير: