Traducción de los significados del Sagrado Corán - Traducción al malgache - Centro de Rowad At-Taryama

external-link copy
148 : 2

وَلِكُلّٖ وِجۡهَةٌ هُوَ مُوَلِّيهَاۖ فَٱسۡتَبِقُواْ ٱلۡخَيۡرَٰتِۚ أَيۡنَ مَا تَكُونُواْ يَأۡتِ بِكُمُ ٱللَّهُ جَمِيعًاۚ إِنَّ ٱللَّهَ عَلَىٰ كُلِّ شَيۡءٖ قَدِيرٞ

Ny tsirairay dia samy manana ny zotra izay hitodihany. Mifaninàna àry ianareo amin’ireo asa soa. n’aiza n’aiza no misy anareo dia havorin’Allah any Aminy ianareo rehetra. tena marina fa Allah dia Mahefa ny zavatra rehetra. info
التفاسير: