Traducción de los significados del Sagrado Corán - Traducción al malgache - Centro de Rowad At-Taryama

Yousouf

external-link copy
1 : 12

الٓرۚ تِلۡكَ ءَايَٰتُ ٱلۡكِتَٰبِ ٱلۡمُبِينِ

ALIF LAM RA, indro ireo andininy amin’ilay Bokin’ny fahazavana. info
التفاسير:

external-link copy
2 : 12

إِنَّآ أَنزَلۡنَٰهُ قُرۡءَٰنًا عَرَبِيّٗا لَّعَلَّكُمۡ تَعۡقِلُونَ

Nataonay amin'ny fiteny arabo izany Koroany izany, mba hisainanareo info
التفاسير:

external-link copy
3 : 12

نَحۡنُ نَقُصُّ عَلَيۡكَ أَحۡسَنَ ٱلۡقَصَصِ بِمَآ أَوۡحَيۡنَآ إِلَيۡكَ هَٰذَا ٱلۡقُرۡءَانَ وَإِن كُنتَ مِن قَبۡلِهِۦ لَمِنَ ٱلۡغَٰفِلِينَ

Tantarahanay Aminao ny tantara tsara indrindra nohon'ny fanambarana izay ataonay Aminao ao anatin' ity Koroany ity na dia anisan’ireo tsy mahalala izany aza Ianao teo aloha. info
التفاسير:

external-link copy
4 : 12

إِذۡ قَالَ يُوسُفُ لِأَبِيهِ يَٰٓأَبَتِ إِنِّي رَأَيۡتُ أَحَدَ عَشَرَ كَوۡكَبٗا وَٱلشَّمۡسَ وَٱلۡقَمَرَ رَأَيۡتُهُمۡ لِي سَٰجِدِينَ

Raha niteny tamin’ny Rainy i Josefa hoe : “Ry Dada, nahita (tamin’ny nofy) kintana iraika ambiny folo, ary koa ny masoandro sy ny volana aho, nahita azy ireo niankohoka teo anatrehako.” info
التفاسير: