Translation of the Meanings of the Noble Qur'an - Malagasy translation - Rowwad Translation Center

external-link copy
30 : 9

وَقَالَتِ ٱلۡيَهُودُ عُزَيۡرٌ ٱبۡنُ ٱللَّهِ وَقَالَتِ ٱلنَّصَٰرَى ٱلۡمَسِيحُ ٱبۡنُ ٱللَّهِۖ ذَٰلِكَ قَوۡلُهُم بِأَفۡوَٰهِهِمۡۖ يُضَٰهِـُٔونَ قَوۡلَ ٱلَّذِينَ كَفَرُواْ مِن قَبۡلُۚ قَٰتَلَهُمُ ٱللَّهُۖ أَنَّىٰ يُؤۡفَكُونَ

Miteny ireo Djiosy fa i Ozairy dia zanak’i Allah, ary ireo Kristianina miteny hoe i Mesia Issa (jesosy) dia zanak’i Allah. Izany no teny navoakan’ny vavan’izy ireo, maka tahaka ny tenin’ireo tsy mpino tany aloha izy ireo, enga anie i Allah handringana azy ireo. Nahoana no misintaka amin’ny fahamarinana izy ireo ? info
التفاسير: