Translation of the Meanings of the Noble Qur'an - Malagasy translation - Rowwad Translation Center

external-link copy
39 : 8

وَقَٰتِلُوهُمۡ حَتَّىٰ لَا تَكُونَ فِتۡنَةٞ وَيَكُونَ ٱلدِّينُ كُلُّهُۥ لِلَّهِۚ فَإِنِ ٱنتَهَوۡاْ فَإِنَّ ٱللَّهَ بِمَا يَعۡمَلُونَ بَصِيرٞ

Mitsangana ianareo hanohitra azy ireo, mba ho foana ny fanakorontanana fa ho an’I Allah ny finoana manontolo. Raha mitsahatra anefa izy ireo (amin’ny fanakorontanana dia voavela ny helony) ary hamafisina, fa hitan’I Allah tsara izay rehetra ataon’izy ireo. info
التفاسير: