Translation of the Meanings of the Noble Qur'an - Malagasy translation - Rowwad Translation Center

external-link copy
36 : 8

إِنَّ ٱلَّذِينَ كَفَرُواْ يُنفِقُونَ أَمۡوَٰلَهُمۡ لِيَصُدُّواْ عَن سَبِيلِ ٱللَّهِۚ فَسَيُنفِقُونَهَا ثُمَّ تَكُونُ عَلَيۡهِمۡ حَسۡرَةٗ ثُمَّ يُغۡلَبُونَۗ وَٱلَّذِينَ كَفَرُوٓاْ إِلَىٰ جَهَنَّمَ يُحۡشَرُونَ

Ireo olona izay tsy nino, dia mandany ny fananan’izy ireo hanakanana ny olona amin’ny làlan’Allah. Ka mitohy hatrany ny fandaniana ataon’izy ireo mandrapahatongan’ny nenina, nefa ho resy ihany izy ireo. Indrisy! Fa ireo izay tsy mino dia any amin’ny afobe no hanangonana azy rehetra. info
التفاسير: