Translation of the Meanings of the Noble Qur'an - Malagasy translation - Rowwad Translation Center

external-link copy
64 : 7

فَكَذَّبُوهُ فَأَنجَيۡنَٰهُ وَٱلَّذِينَ مَعَهُۥ فِي ٱلۡفُلۡكِ وَأَغۡرَقۡنَا ٱلَّذِينَ كَذَّبُواْ بِـَٔايَٰتِنَآۚ إِنَّهُمۡ كَانُواْ قَوۡمًا عَمِينَ

Ka nataon’izy ireo ho mpandainga Izy. Ka navotanay Izy sy ireo izay niaraka taminy tao anaty sambo fiara, ary narendrikay kosa ireo izay nilaza fa lainga ny famantaranay. Marina fa vahoaka jamba tokoa izy ireo. info
التفاسير: