Translation of the Meanings of the Noble Qur'an - Malagasy translation - Rowwad Translation Center

external-link copy
61 : 7

قَالَ يَٰقَوۡمِ لَيۡسَ بِي ضَلَٰلَةٞ وَلَٰكِنِّي رَسُولٞ مِّن رَّبِّ ٱلۡعَٰلَمِينَ

Niteny izy nanao hoe : “Ry vahoakako ! Tsy ao anaty fahaverezana Aho, fa Izaho kosa dia Iraka avy amin’ny Tompon’izao Tontolo izao. info
التفاسير: