Translation of the Meanings of the Noble Qur'an - Malagasy translation - Rowwad Translation Center

external-link copy
49 : 7

أَهَٰٓؤُلَآءِ ٱلَّذِينَ أَقۡسَمۡتُمۡ لَا يَنَالُهُمُ ٱللَّهُ بِرَحۡمَةٍۚ ٱدۡخُلُواْ ٱلۡجَنَّةَ لَا خَوۡفٌ عَلَيۡكُمۡ وَلَآ أَنتُمۡ تَحۡزَنُونَ

Moa ve tsy izy ireny no nianianareo fa tsy hahazo ny famindram-pòn’I Allah velively ? Midira amin’ny paradisa ianareo ! Tsy hisy tahotra ianareo ary tsy halahelo ihany koa. info
التفاسير: