Translation of the Meanings of the Noble Qur'an - Malagasy translation - Rowwad Translation Center

external-link copy
92 : 6

وَهَٰذَا كِتَٰبٌ أَنزَلۡنَٰهُ مُبَارَكٞ مُّصَدِّقُ ٱلَّذِي بَيۡنَ يَدَيۡهِ وَلِتُنذِرَ أُمَّ ٱلۡقُرَىٰ وَمَنۡ حَوۡلَهَاۚ وَٱلَّذِينَ يُؤۡمِنُونَ بِٱلۡأٓخِرَةِ يُؤۡمِنُونَ بِهِۦۖ وَهُمۡ عَلَىٰ صَلَاتِهِمۡ يُحَافِظُونَ

Ary ity dia Boky izay nampidininay, feno fahasoavana, manamarina izay efa nisy teo alohany, ary mba hampitandremanao ny Renivohitry ny tanàna (mponin’ny Makkah) sy izay manodidina azy. Ary ireo izay mino ny andro farany dia mino azy (Boky), ary izy ireo dia manatanteraka ny fanompoam-pivavahan'izy ireo (Soalat) an-tsakany sy an-davany. info
التفاسير: