Translation of the Meanings of the Noble Qur'an - Malagasy translation - Rowwad Translation Center

external-link copy
48 : 6

وَمَا نُرۡسِلُ ٱلۡمُرۡسَلِينَ إِلَّا مُبَشِّرِينَ وَمُنذِرِينَۖ فَمَنۡ ءَامَنَ وَأَصۡلَحَ فَلَا خَوۡفٌ عَلَيۡهِمۡ وَلَا هُمۡ يَحۡزَنُونَ

Ary tsy mandefa ireo Iraka maro Izahay raha tsy ho Mpilaza vaovao mahafaly sy ho Mpampitandrina, ka izay mino sy manarina ny tenany dia tsy hisy tahotra ary tsy halahelo koa izy ireo. info
التفاسير: