Translation of the Meanings of the Noble Qur'an - Malagasy translation - Rowwad Translation Center

external-link copy
3 : 6

وَهُوَ ٱللَّهُ فِي ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَفِي ٱلۡأَرۡضِ يَعۡلَمُ سِرَّكُمۡ وَجَهۡرَكُمۡ وَيَعۡلَمُ مَا تَكۡسِبُونَ

Ary Izy no Allah any amin’ireo lanitra sy ety an-tany, Mahalala izay tsiambaratelo sy ahariharinareo, ary Mahalala izay azonareo. info
التفاسير: