Translation of the Meanings of the Noble Qur'an - Malagasy translation - Rowwad Translation Center

external-link copy
26 : 6

وَهُمۡ يَنۡهَوۡنَ عَنۡهُ وَيَنۡـَٔوۡنَ عَنۡهُۖ وَإِن يُهۡلِكُونَ إِلَّآ أَنفُسَهُمۡ وَمَا يَشۡعُرُونَ

Izy ireo dia mandrara ny olona tsy hanatona azy no sady manalavitra azy.Tsy manapotika afa-tsy ny tenany ihany, saingy tsy tsapan’izy ireo izany. info
التفاسير: