Translation of the Meanings of the Noble Qur'an - Malagasy translation - Rowwad Translation Center

Ar-rahman

external-link copy
1 : 55

ٱلرَّحۡمَٰنُ

Ilay be fiantrana. info
التفاسير:

external-link copy
2 : 55

عَلَّمَ ٱلۡقُرۡءَانَ

Nampianatra ny Koroany Izy. info
التفاسير:

external-link copy
3 : 55

خَلَقَ ٱلۡإِنسَٰنَ

Nahary ny olombelona Izy. info
التفاسير:

external-link copy
4 : 55

عَلَّمَهُ ٱلۡبَيَانَ

Nampianatra azy niteny mazava Izy. info
التفاسير:

external-link copy
5 : 55

ٱلشَّمۡسُ وَٱلۡقَمَرُ بِحُسۡبَانٖ

Mihodina arakan'ny kajy ny masoandro sy ny volana. info
التفاسير:

external-link copy
6 : 55

وَٱلنَّجۡمُ وَٱلشَّجَرُ يَسۡجُدَانِ

Ary miankohoka ireo ahitra sy hazo maniry. info
التفاسير:

external-link copy
7 : 55

وَٱلسَّمَآءَ رَفَعَهَا وَوَضَعَ ٱلۡمِيزَانَ

Ny lanitra kosa dia nakarina ambony tokoa. Ary napetrany ny fadanjana. info
التفاسير:

external-link copy
8 : 55

أَلَّا تَطۡغَوۡاْ فِي ٱلۡمِيزَانِ

Mba tsy handikanareo lalàna amin’ny fadanjana. info
التفاسير:

external-link copy
9 : 55

وَأَقِيمُواْ ٱلۡوَزۡنَ بِٱلۡقِسۡطِ وَلَا تُخۡسِرُواْ ٱلۡمِيزَانَ

Ary aoka hametraka mandrakariva ny lanja marina ianareo, fa aza disoina ny fadanjana. info
التفاسير:

external-link copy
10 : 55

وَٱلۡأَرۡضَ وَضَعَهَا لِلۡأَنَامِ

Ny tany indray dia novelarina ho an’ireo zava-manan’aina, info
التفاسير:

external-link copy
11 : 55

فِيهَا فَٰكِهَةٞ وَٱلنَّخۡلُ ذَاتُ ٱلۡأَكۡمَامِ

Misy voankazo ao ary koa palma misy voany voafono, info
التفاسير:

external-link copy
12 : 55

وَٱلۡحَبُّ ذُو ٱلۡعَصۡفِ وَٱلرَّيۡحَانُ

Toy ireo voa amin’ny akorany sy ireo zava-maniry manitra. info
التفاسير:

external-link copy
13 : 55

فَبِأَيِّ ءَالَآءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ

Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ? info
التفاسير:

external-link copy
14 : 55

خَلَقَ ٱلۡإِنسَٰنَ مِن صَلۡصَٰلٖ كَٱلۡفَخَّارِ

Nohariany avy amin’ny tanimanga maneno toy ny vilanitany ny olombelona. info
التفاسير:

external-link copy
15 : 55

وَخَلَقَ ٱلۡجَآنَّ مِن مَّارِجٖ مِّن نَّارٖ

Ary Nohariany avy amin’ny lelan’afo tsy misy setroka ny djiny. info
التفاسير:

external-link copy
16 : 55

فَبِأَيِّ ءَالَآءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ

Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ? info
التفاسير:

external-link copy
17 : 55

رَبُّ ٱلۡمَشۡرِقَيۡنِ وَرَبُّ ٱلۡمَغۡرِبَيۡنِ

Tompon’ireo fiposahana roa, ary Tompon’ny filentehana roa ! info
التفاسير:

external-link copy
18 : 55

فَبِأَيِّ ءَالَآءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ

Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ? info
التفاسير: