Translation of the Meanings of the Noble Qur'an - Malagasy translation - Rowwad Translation Center

external-link copy
72 : 39

قِيلَ ٱدۡخُلُوٓاْ أَبۡوَٰبَ جَهَنَّمَ خَٰلِدِينَ فِيهَاۖ فَبِئۡسَ مَثۡوَى ٱلۡمُتَكَبِّرِينَ

Ho lazaina izy ireo hoe : “ Midira ao amin’ny varavaran’ny Afobe ianareo, ary mitoera ao mandrakizay ” Tena ratsy tokoa izany toeram-ponenan’ireo mpanambony tena izany! info
التفاسير: