Translation of the Meanings of the Noble Qur'an - Malagasy translation - Rowwad Translation Center

external-link copy
46 : 3

وَيُكَلِّمُ ٱلنَّاسَ فِي ٱلۡمَهۡدِ وَكَهۡلٗا وَمِنَ ٱلصَّٰلِحِينَ

“ Ary hiteny amin’Olombelona Izy raha vao teraka eo ambony fandriana, sy amin’ny halehibeny, ary ho anisan’ireo Olona mendrika ". info
التفاسير: