Translation of the Meanings of the Noble Qur'an - Malagasy translation - Rowwad Translation Center

external-link copy
68 : 22

وَإِن جَٰدَلُوكَ فَقُلِ ٱللَّهُ أَعۡلَمُ بِمَا تَعۡمَلُونَ

Ary raha miady hevitra aminao izy ireo, dia lazao hoe: "Allah no Mahalala indrindra izay ataonareo. info
التفاسير: