Translation of the Meanings of the Noble Qur'an - Malagasy translation - Rowwad Translation Center

external-link copy
89 : 21

وَزَكَرِيَّآ إِذۡ نَادَىٰ رَبَّهُۥ رَبِّ لَا تَذَرۡنِي فَرۡدٗا وَأَنتَ خَيۡرُ ٱلۡوَٰرِثِينَ

Ary i Zakaria, raha nitalaho tamin’ny Tompony izy hoe : “Tompo o ! Aza avelanao ho irery aho, fa Ianao no mendrika indrindra amin’ireo mpandova !” info
التفاسير: