Translation of the Meanings of the Noble Qur'an - Malagasy translation - Rowwad Translation Center

external-link copy
8 : 21

وَمَا جَعَلۡنَٰهُمۡ جَسَدٗا لَّا يَأۡكُلُونَ ٱلطَّعَامَ وَمَا كَانُواْ خَٰلِدِينَ

Tsy nataonay vatana tsy mihinan-kanina izy ireo, ary tsy natao hiaina mandrakizay ihany koa. info
التفاسير: