Translation of the Meanings of the Noble Qur'an - Malagasy translation - Rowwad Translation Center

external-link copy
26 : 21

وَقَالُواْ ٱتَّخَذَ ٱلرَّحۡمَٰنُ وَلَدٗاۗ سُبۡحَٰنَهُۥۚ بَلۡ عِبَادٞ مُّكۡرَمُونَ

Ary niteny izy ireo hoe : “Ilay Be indrafo dia nandray zazalahy ho zanaka”. Voninahitra anie ho Azy ! Fa mpanompo mendri-kaja ihany izy ireo ! info
التفاسير: