Translation of the Meanings of the Noble Qur'an - Malagasy translation - Rowwad Translation Center

external-link copy
13 : 21

لَا تَرۡكُضُواْ وَٱرۡجِعُوٓاْ إِلَىٰ مَآ أُتۡرِفۡتُمۡ فِيهِ وَمَسَٰكِنِكُمۡ لَعَلَّكُمۡ تُسۡـَٔلُونَ

Aza mandositra ianareo! Miverena amin’ny hatsaram-piainana izay nahafinaritra anareo ny aminy sy amin’ny toeram-ponenanareo. Angamba hanontaniana ianareo! info
التفاسير: