Translation of the Meanings of the Noble Qur'an - Malagasy translation - Rowwad Translation Center

external-link copy
98 : 2

مَن كَانَ عَدُوّٗا لِّلَّهِ وَمَلَٰٓئِكَتِهِۦ وَرُسُلِهِۦ وَجِبۡرِيلَ وَمِيكَىٰلَ فَإِنَّ ٱللَّهَ عَدُوّٞ لِّلۡكَٰفِرِينَ

Na iza na iza mitsangana ho fahavalon'i Allah sy ireo Anjeliny sy ireo Irany, ary Gabriela sy Mikaila; dia tena marina fa Allah dia fahavalon'ireo tsy mpino. info
التفاسير: