Translation of the Meanings of the Noble Qur'an - Malagasy translation - Rowwad Translation Center

external-link copy
48 : 2

وَٱتَّقُواْ يَوۡمٗا لَّا تَجۡزِي نَفۡسٌ عَن نَّفۡسٖ شَيۡـٔٗا وَلَا يُقۡبَلُ مِنۡهَا شَفَٰعَةٞ وَلَا يُؤۡخَذُ مِنۡهَا عَدۡلٞ وَلَا هُمۡ يُنصَرُونَ

Ary aoka ianareo hatahotra ilay andro iray izay tsy misy olona hanome ny valisoany ho an’olon-kafa; sy tsy hanekena mihitsy ny fanelanelanana; ary tsy handraisana intsony ny fanambazana omeny, ary tsy ho vonjena izy ireo. info
التفاسير: