Translation of the Meanings of the Noble Qur'an - Malagasy translation - Rowwad Translation Center

external-link copy
153 : 2

يَٰٓأَيُّهَا ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ ٱسۡتَعِينُواْ بِٱلصَّبۡرِ وَٱلصَّلَوٰةِۚ إِنَّ ٱللَّهَ مَعَ ٱلصَّٰبِرِينَ

o ianareo mpino, mangataha famonjena amin’ny alàlan’ny faharetana sy ny vavaka Soalat ianareo. Tena marina fa Allah dia miaraka mandrakariva amin’ireo manam-paharetana. info
التفاسير: