Translation of the Meanings of the Noble Qur'an - Malagasy translation - Rowwad Translation Center

external-link copy
15 : 2

ٱللَّهُ يَسۡتَهۡزِئُ بِهِمۡ وَيَمُدُّهُمۡ فِي طُغۡيَٰنِهِمۡ يَعۡمَهُونَ

Allah no hamazivazy azy ireo, ary hanosika azy hanampy ny fihoaram-pefy fanaony, ka hizotra hatrany amin’ny fahaverezany izy ireo. info
التفاسير: