Translation of the Meanings of the Noble Qur'an - Malagasy translation - Rowwad Translation Center

external-link copy
112 : 2

بَلَىٰۚ مَنۡ أَسۡلَمَ وَجۡهَهُۥ لِلَّهِ وَهُوَ مُحۡسِنٞ فَلَهُۥٓ أَجۡرُهُۥ عِندَ رَبِّهِۦ وَلَا خَوۡفٌ عَلَيۡهِمۡ وَلَا هُمۡ يَحۡزَنُونَ

Tsy izany velively anefa fa izay manolotena ho an'i Tompo Allah no sady mpanao soa dia ho azy ny valisoany eo anatrehan'ny Tompony ary tsy hanana tahotra izy ireo no tsy halahelo. info
التفاسير: