Translation of the Meanings of the Noble Qur'an - Malagasy translation - Rowwad Translation Center

Al-masad

external-link copy
1 : 111

تَبَّتۡ يَدَآ أَبِي لَهَبٖ وَتَبَّ

Aoka ho levona ireo tànana roan’i Abo Lahab, ary ho levona koa ny tenany. info
التفاسير:

external-link copy
2 : 111

مَآ أَغۡنَىٰ عَنۡهُ مَالُهُۥ وَمَا كَسَبَ

Tsy nahavita na inona na inona taminy ny hareny sy izay nangoniny. info
التفاسير:

external-link copy
3 : 111

سَيَصۡلَىٰ نَارٗا ذَاتَ لَهَبٖ

Ka hodorana ao anaty afo miredareda izy. info
التفاسير:

external-link copy
4 : 111

وَٱمۡرَأَتُهُۥ حَمَّالَةَ ٱلۡحَطَبِ

Toy izany koa ny vadiny izay mitondra hazon-kitay feno tsilo, info
التفاسير:

external-link copy
5 : 111

فِي جِيدِهَا حَبۡلٞ مِّن مَّسَدِۭ

ho eny am-bozony ny tady mafy vita amin'ny kofehy madinika. info
التفاسير: