Translation of the Meanings of the Noble Qur'an - Malagasy translation - Rowwad Translation Center

external-link copy
35 : 11

أَمۡ يَقُولُونَ ٱفۡتَرَىٰهُۖ قُلۡ إِنِ ٱفۡتَرَيۡتُهُۥ فَعَلَيَّ إِجۡرَامِي وَأَنَا۠ بَرِيٓءٞ مِّمَّا تُجۡرِمُونَ

Na koa milaza izy ireo manao hoe : " Noforoniny izany ”. ka teneno hoe : " Raha noforoniko izany dia hianjera Amiko ny heloko ary Izaho dia tsy manan-tsiny amin’izay heloka Ataonareo. info
التفاسير: