Translation of the Meanings of the Noble Qur'an - Malagasy translation - Rowwad Translation Center

external-link copy
33 : 11

قَالَ إِنَّمَا يَأۡتِيكُم بِهِ ٱللَّهُ إِن شَآءَ وَمَآ أَنتُم بِمُعۡجِزِينَ

Dia niteny izy ka nanao hoe : " Tena marina fa i Allah irery ihany no hitondra izany Aminareo raha sitrany, ary Ianareo dia tsy afa-manohitra ny fahefany ”. info
التفاسير: