Translation of the Meanings of the Noble Qur'an - Malagasy translation - Rowwad Translation Center

external-link copy
29 : 11

وَيَٰقَوۡمِ لَآ أَسۡـَٔلُكُمۡ عَلَيۡهِ مَالًاۖ إِنۡ أَجۡرِيَ إِلَّا عَلَى ٱللَّهِۚ وَمَآ أَنَا۠ بِطَارِدِ ٱلَّذِينَ ءَامَنُوٓاْۚ إِنَّهُم مُّلَٰقُواْ رَبِّهِمۡ وَلَٰكِنِّيٓ أَرَىٰكُمۡ قَوۡمٗا تَجۡهَلُونَ

Oh ry vahoakako ! tsy mangataka harena Aminareo Aho, tsy amin’iza ny valin-kasasarako afa-tsy amin’i Allah irery ihany. Ary tsy handroaka velively ireo izay nino Aho. Tena marina fa, Izy ireo dia hihaona amin’ny Tompony. Nefa itako Ianareo fa vahoaka tsy mahalala na inona na inona. info
التفاسير: