Übersetzung der Bedeutungen von dem heiligen Quran - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
5 : 9

فَإِذَا ٱنسَلَخَ ٱلۡأَشۡهُرُ ٱلۡحُرُمُ فَٱقۡتُلُواْ ٱلۡمُشۡرِكِينَ حَيۡثُ وَجَدتُّمُوهُمۡ وَخُذُوهُمۡ وَٱحۡصُرُوهُمۡ وَٱقۡعُدُواْ لَهُمۡ كُلَّ مَرۡصَدٖۚ فَإِن تَابُواْ وَأَقَامُواْ ٱلصَّلَوٰةَ وَءَاتَوُاْ ٱلزَّكَوٰةَ فَخَلُّواْ سَبِيلَهُمۡۚ إِنَّ ٱللَّهَ غَفُورٞ رَّحِيمٞ

Ary rehefa tapitra ireo volana masina ireo, dia vonoinareo ireo mpampikambana Allah amin’ny zavatra hafa (mpanompo sampy), n'aiza n'aiza ahitanareo azy ireo, dia baboinareo izy ireo, ataovo fahirano, ambeno amin’ny velam-pandrika rehetra, fa raha mibebaka kosa izy ireo ka manatanteraka ny salat ary mamoaka ny Zakat (ampahan-karenany), avelao handeha an-kahalalahana izy ireo, ka tena marina fa i Allah dia be famelan-keloka sy be fiantrana. info
التفاسير: