Übersetzung der Bedeutungen von dem heiligen Quran - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
147 : 7

وَٱلَّذِينَ كَذَّبُواْ بِـَٔايَٰتِنَا وَلِقَآءِ ٱلۡأٓخِرَةِ حَبِطَتۡ أَعۡمَٰلُهُمۡۚ هَلۡ يُجۡزَوۡنَ إِلَّا مَا كَانُواْ يَعۡمَلُونَ

Ary ireo izay milaza fa lainga ny famantaranay sy ny fihaonana amin’ny fiainana any an-koatra, dia foana ny asan’izy ireo. Moa ve omena valiny izy ireo afa-tsy amin’ny izay asa nataon’izy ireo ihany ? info
التفاسير: