Übersetzung der Bedeutungen von dem heiligen Quran - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
68 : 5

قُلۡ يَٰٓأَهۡلَ ٱلۡكِتَٰبِ لَسۡتُمۡ عَلَىٰ شَيۡءٍ حَتَّىٰ تُقِيمُواْ ٱلتَّوۡرَىٰةَ وَٱلۡإِنجِيلَ وَمَآ أُنزِلَ إِلَيۡكُم مِّن رَّبِّكُمۡۗ وَلَيَزِيدَنَّ كَثِيرٗا مِّنۡهُم مَّآ أُنزِلَ إِلَيۡكَ مِن رَّبِّكَ طُغۡيَٰنٗا وَكُفۡرٗاۖ فَلَا تَأۡسَ عَلَى ٱلۡقَوۡمِ ٱلۡكَٰفِرِينَ

Teneno hoe: “O ry olon’ny boky! Tsy inona na inona ianareo raha tsy mampihatra ny Taoraty sy ny Evanjily sy izay nampidinina taminareo avy tamin’ny Tomponareo”. Ary tena nampitombo ny fihoaram-pefy sy ny tsy finoana tamin’ny maro amin’izy ireo izay nampidinina taminao avy amin’ny Tomponao. Ka aza atao mampahory anao ny amin’ireo vahoaka tsy mpino. info
التفاسير: