Übersetzung der Bedeutungen von dem heiligen Quran - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
58 : 5

وَإِذَا نَادَيۡتُمۡ إِلَى ٱلصَّلَوٰةِ ٱتَّخَذُوهَا هُزُوٗا وَلَعِبٗاۚ ذَٰلِكَ بِأَنَّهُمۡ قَوۡمٞ لَّا يَعۡقِلُونَ

Ary rehefa miantso ho amin’ny vavaka fanompoana ianareo dia raisin’izy ireo ho kivazivazy izany sy kilalao. Izany dia satria tena vahoaka tsy mandinika izy ireo. info
التفاسير: