Übersetzung der Bedeutungen von dem heiligen Quran - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
45 : 5

وَكَتَبۡنَا عَلَيۡهِمۡ فِيهَآ أَنَّ ٱلنَّفۡسَ بِٱلنَّفۡسِ وَٱلۡعَيۡنَ بِٱلۡعَيۡنِ وَٱلۡأَنفَ بِٱلۡأَنفِ وَٱلۡأُذُنَ بِٱلۡأُذُنِ وَٱلسِّنَّ بِٱلسِّنِّ وَٱلۡجُرُوحَ قِصَاصٞۚ فَمَن تَصَدَّقَ بِهِۦ فَهُوَ كَفَّارَةٞ لَّهُۥۚ وَمَن لَّمۡ يَحۡكُم بِمَآ أَنزَلَ ٱللَّهُ فَأُوْلَٰٓئِكَ هُمُ ٱلظَّٰلِمُونَ

Ary nodidianay tamin’izy ireo ao anatin’izany fa ny aina solon’ny aina ny maso solon’ny maso ny orona solon’ny orona ny sofina solon’ny sofina, ny nify solon’ny nify. Ny ratra dia manaraka ny lalànan’ny taliona. Ka izay namela izany ampahatsorana dia efa fanonerana ho azy. Ary izay tsy mitsara araka izay nampidinin’I Allah dia ireny no tena mpanao ny tsy rariny. info
التفاسير: